helysmood
helysmood
Ses blogs
Jean Narivony (1898-1980) Primary school teacher- Poet - Madagascar
Jean Narivony (1898-1980) Mpampianatra Poeta malagasy - MADAGASCAR- Primary school teacher- malagasy Poet -
Transfert du siteweb créé en 2007 par Olga HELISOA et consacré à ce poète ~ Blog propriété Helys© 2007, 2013 ~
helysmood
Articles :
12
Depuis :
06/07/2013
Categorie :
Littérature, BD & Poésie
Scent of family - Akaniko - Mémoires de famille
Terak'It. RANJAMINA G. sy Atoa RAFARALAHIMANANA J. ~ "Scent of family - Akaniko" is a collection of families photos, their roots in madagascar, family tree, traditions... ~ "Akaniko" dia vohikala manangona ny sarim-pianakaviana sy ny momba azy ireo
helysmood
Articles :
47
Depuis :
21/05/2013
Categorie :
Famille & Enfants
Paris Street Mood by Helys
Recueil de photos en hommage aux artistes, saltimbanques qui animent les rues de Paris - Collection of photographs in tribute to the artists, acrobats in Paris streets - Blog et photos propriétés ©Helys, 2001 - 2013
helysmood
Articles :
7
Depuis :
05/08/2013
Categorie :
Photographie
Articles à découvrir
Masque et castagnettes - Ce mime rencontré dans la rue Azais, Montmartre, bouge au rythme des catagnettes. - ©Helys, 2001 - 2013 tous droits réservés ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. - ©Helys, 2001 - 2013 all rights reserved ~ Don't use our pictures without our agreement . Accéder aux albums photos et lancer le diaporama
Indro lahasoratra atolotra entina hisainana Texte à méditer Dadabe Joseph, RAFARALAHIMANANA Joseph, Paris 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. LETTRE D'UN VIEUX PERE A SON FILS Si un jour tu me vois vieux, si je me salis quand je mange et que je ne réussis pas à m’habiller,
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. VONINKAZO Vao mitranga ny maraina Dia mitsiky sy homehy Fa mamantan-jaridaina Feno hatsaran-tarehy. Fofomanitra tsy lefy No mamerovero soa Voninkazo tsara fefy Indreo mivelatra avokoa. Tazana ao ny violety T
Le regard du mime dans la rue Azais, Montmartre. - ©Helys, 2001 - 2013 tous droits réservés ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. - ©Helys, 2001 - 2013 all rights reserved ~ Don't use our pictures without our agreement . Accéder aux albums photos et lancer le diaporama
Ny lambanao - Your lamba (Malagasy traditional Toga) - Ton lamba
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. NY *LAMBANAO Naninona e ny lambanao No toa navela, moa tsy tiana ? Angaha nahita randram-bao, Ka ny maneva no nariana ? Ny lambanao ampitahaina, Dia toy ny zavon-dohasaha, Izay tinafin’ny maraina, Ka meva
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. MPIASA TANY Izahay izao no mpiasa tany Mpandao tanàna vao maraina, Ka maizim-bava ny vilany Vao mody indray manonitra aina. Ny fiasana na birao Dia mora hita ka tazano Tsy misy rindrina natao Ny lanitra no
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. AZA MITSIPAKA LAKA-NITANA* * Maxime malgache Tsarovy , sakaiza, ny ray aman-dreny No tsy mba mihevitra izay fanimbana Tsy diso tsy akory ny zava-kendreny, Satria fitsinjovana izay hiafarana Tsy misy tsy tsar
©Helys, 2001 - 2013 tous droits réservés ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. - ©Helys, 2001 - 2013 all rights reserved ~ Don't use our pictures without our agreement . Ce duo nous offre une musique de rue paisible, enchanteresse - Escaliers de Montmartre (allée Eleuthère), 04,08,2013, Paris. Accéder aux albums photos et lan
Aza hadinoina ny soa rehetra - Forget none of benefits - N'oublie aucun des bienfaits
helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. Salamo 103:1-4 "Misaora an'i Jehovah ry Fanahiko, ary izay rehetra ato anatiko misaora ny anarany masina. Misaora an'i Jehovah ry fanahiko; ary aza misy hadinoinao ny fitahiany rehetra, izay mamela ny helokao rehetra, izay manasitrana ny aretinao rehe
helys © , all rights reserved 2001, 2013 - helys © , tous droits réservés 2001, 2013 ~ Ne pas utiliser nos photos sans notre autorisation. FAHAZOANA ANDRO Ry ala, ry havoana, ry ranomasimbe, Izay feno fifaliana sy revon-tabataba, Mba raiso ny ankizy te-hiala sasatra e Maniry hiombon-kira ka dia miarahaba, Injany antsoantso, deliram-pifaliana, M